plt_tn/luk/22/17.md

28 lines
811 B
Markdown

# nandray kapoaka
''naka kapoakan-divay''
# rehefa nisaotra Izy
''rehefa nisaotra an'Andriamanitra Izy''
# dia hoy niteny hoe
''niteny tamin'ireo mpianatra Izy''
# zarao aminareo
Mizara ny ao anatin'ilay kapoaka, fa tsy ilay kapoaka. DH: ''zarao aminareo ilay divay ao anaty kapoaka'' na ''ny tsirairay aminareo misotroa amin'ny divay avy ao amin'ny kapoaka''
# Fa lazaiko aminareo
Ity fehezanteny ity dia nampiasaina mba hanamafisana ny lanjan'izay ho lazain'i Jesosy manaraka.
# vokatry ny voaloboka
Ity dia maneho ny ranom-boaloboka izay nalaina avy amin'ireo voaloboka izay maniry. Ny divay dia vita avy amin'ny ranom-boaloboka nialon'andro.
# mandra-pahatongan'ny fanjakan'Andriamanitra
''mandra-pametrak'Andriamanitra ny fanjakany'' na ''mandra-panapahan'Andriamanitra eo amin'ny fanjakany''