plt_tn/luk/22/17.md

811 B

nandray kapoaka

''naka kapoakan-divay''

rehefa nisaotra Izy

''rehefa nisaotra an'Andriamanitra Izy''

dia hoy niteny hoe

''niteny tamin'ireo mpianatra Izy''

zarao aminareo

Mizara ny ao anatin'ilay kapoaka, fa tsy ilay kapoaka. DH: ''zarao aminareo ilay divay ao anaty kapoaka'' na ''ny tsirairay aminareo misotroa amin'ny divay avy ao amin'ny kapoaka''

Fa lazaiko aminareo

Ity fehezanteny ity dia nampiasaina mba hanamafisana ny lanjan'izay ho lazain'i Jesosy manaraka.

vokatry ny voaloboka

Ity dia maneho ny ranom-boaloboka izay nalaina avy amin'ireo voaloboka izay maniry. Ny divay dia vita avy amin'ny ranom-boaloboka nialon'andro.

mandra-pahatongan'ny fanjakan'Andriamanitra

''mandra-pametrak'Andriamanitra ny fanjakany'' na ''mandra-panapahan'Andriamanitra eo amin'ny fanjakany''