plt_tn/luk/22/14.md

756 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ity no tranga manaraka ao amin'ny fizaran'ny tantara momban'ny Paska. Jesosy sy ireo mpianany mipetraka hihinana ny sakafon'ny Paska.

Rehefa tonga ny fotoana

''rehefa fotoana hihinanana ilay sakafo''

nipetraka Izy

''nipetraka Jesosy''

mialohan'ny hijaliako

Jesosy maneho ny fahafatesany. Ny teny hoe ''mijaly'' eto dia maneho ny zavatra mafy na fanaintainana hiainana.

Fa lazaiko aminareo

Jesosy mampiasa ity fehezanteny ity mba hanamafisana ny lanjan'izay ho lazainy manaraka.

mandra-pahatanterak'izany

Ireo dika azo atao: 1) mandra-pahatanteraky ny tanjon'ny Firavoravoan'ny Paska. DH: ''Mandra-pahatanterak'Andriamanitra izany'' na 2) ''mandra-pankalazantsika ny faran'ny Firavoravoana ny Paska''