# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ity no tranga manaraka ao amin'ny fizaran'ny tantara momban'ny Paska. Jesosy sy ireo mpianany mipetraka hihinana ny sakafon'ny Paska. # Rehefa tonga ny fotoana ''rehefa fotoana hihinanana ilay sakafo'' # nipetraka Izy ''nipetraka Jesosy'' # mialohan'ny hijaliako Jesosy maneho ny fahafatesany. Ny teny hoe ''mijaly'' eto dia maneho ny zavatra mafy na fanaintainana hiainana. # Fa lazaiko aminareo Jesosy mampiasa ity fehezanteny ity mba hanamafisana ny lanjan'izay ho lazainy manaraka. # mandra-pahatanterak'izany Ireo dika azo atao: 1) mandra-pahatanteraky ny tanjon'ny Firavoravoan'ny Paska. DH: ''Mandra-pahatanterak'Andriamanitra izany'' na 2) ''mandra-pankalazantsika ny faran'ny Firavoravoana ny Paska''