plt_tn/luk/22/01.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity no fizarana manaraky ny tantara. Jodasy manaiky hamadika an'i Jesosy. Ireto andininy ireto dia manome fampahafantarana fototra momban'ity fizarana ao amin'ny tantara ity.

Ary

Ity teny ity dia nampiasaina eto mba hampidirana fizarana vaovao ao amin'ny tantara.

Firavoaravoana amin'ny Mofo tsy misy masirasira

Ilay firavoravoana dia nantsoina tamin'ity anarana ity satria nandritry ny firavoravoana, dia tsy nihinana mofo tsy vita amin'ny lalivay izy ireo. DH: ''firavoravoana izay hihinanan'izy ireo mofo tsy misy masirasira''

efa antomotra

''efa akaiky hanomboka''

ny amin'ny fomba afahan'izy ireo mamono an'i Jesosy

Ireo mpisorona sy mpisorona-be dia tsy nanana fahefana hamono an'i Jesosy, fa nanantena ireo hafa hamono Azy izy ireo. DH: ''ahoana no mety hanoloran'izy ireo an'i Jesosy amin'ny fahafatesana'' na ''ahoana no mety hamporisihan' izy ireo ny olona hamono an'i Jesosy''

natahotra ny olona

Ireo dika azo heverina: 1) ''natahotra izay mety ho ataon'ny olona'' na 2) ''natahotra fa mety hanao an'i Jesosy ho mpanjaka ny olona''