# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity no fizarana manaraky ny tantara. Jodasy manaiky hamadika an'i Jesosy. Ireto andininy ireto dia manome fampahafantarana fototra momban'ity fizarana ao amin'ny tantara ity. # Ary Ity teny ity dia nampiasaina eto mba hampidirana fizarana vaovao ao amin'ny tantara. # Firavoaravoana amin'ny Mofo tsy misy masirasira Ilay firavoravoana dia nantsoina tamin'ity anarana ity satria nandritry ny firavoravoana, dia tsy nihinana mofo tsy vita amin'ny lalivay izy ireo. DH: ''firavoravoana izay hihinanan'izy ireo mofo tsy misy masirasira'' # efa antomotra ''efa akaiky hanomboka'' # ny amin'ny fomba afahan'izy ireo mamono an'i Jesosy Ireo mpisorona sy mpisorona-be dia tsy nanana fahefana hamono an'i Jesosy, fa nanantena ireo hafa hamono Azy izy ireo. DH: ''ahoana no mety hanoloran'izy ireo an'i Jesosy amin'ny fahafatesana'' na ''ahoana no mety hamporisihan' izy ireo ny olona hamono an'i Jesosy'' # natahotra ny olona Ireo dika azo heverina: 1) ''natahotra izay mety ho ataon'ny olona'' na 2) ''natahotra fa mety hanao an'i Jesosy ho mpanjaka ny olona''