plt_tn/luk/21/37.md

28 lines
976 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ity no faran'ny fizaran'ny tantara izay nanomboka tao amin'ny 21:1. Ireto anadininy ireto dia milaza ny fandehan'ny hetsika izay mitoy aorian'ny faran'ny fizarana lehiben'ny tantara.
# Nandritry ny andro dia nampianatra Izy
''mampianatra Izy isan'andro.'' Ireto andininy manaraka ireto dia milaza momban'ireo zavatra izay nataon'i Jesosy sy ny olona isan'andro nandritry ny erinandro mialohan'ny nahafatesany.
# tao amin'ny tempoly
Ireo mpisorona ihany no nahazo alalana hankao amin'ny tempoly. DH: ''ao an-tempoly'' na ''eo amin'ny kianjan'ny tempoly''
# ary ny alina dia nandeha nivoaka Izy
''ary ny alina dia nandeha nivoaka ny tanàna Izy'' na ''nivoaka Izy isan-kalina''
# Ireo vahoaka rehetra
Ity dia fanatomboana resaka mba hanamafisana ny habetsakin'ny vahoka. DH: ''olona maro isa'' na '''saika ny rehetra''
# tonga vao mangiran-dratsy
''ho tonga vao mangiran-dratsy''
# mba hihaino Azy
''mba hihaino Azy mampianatra''