plt_tn/luk/21/37.md

976 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ity no faran'ny fizaran'ny tantara izay nanomboka tao amin'ny 21:1. Ireto anadininy ireto dia milaza ny fandehan'ny hetsika izay mitoy aorian'ny faran'ny fizarana lehiben'ny tantara.

Nandritry ny andro dia nampianatra Izy

''mampianatra Izy isan'andro.'' Ireto andininy manaraka ireto dia milaza momban'ireo zavatra izay nataon'i Jesosy sy ny olona isan'andro nandritry ny erinandro mialohan'ny nahafatesany.

tao amin'ny tempoly

Ireo mpisorona ihany no nahazo alalana hankao amin'ny tempoly. DH: ''ao an-tempoly'' na ''eo amin'ny kianjan'ny tempoly''

ary ny alina dia nandeha nivoaka Izy

''ary ny alina dia nandeha nivoaka ny tanàna Izy'' na ''nivoaka Izy isan-kalina''

Ireo vahoaka rehetra

Ity dia fanatomboana resaka mba hanamafisana ny habetsakin'ny vahoka. DH: ''olona maro isa'' na '''saika ny rehetra''

tonga vao mangiran-dratsy

''ho tonga vao mangiran-dratsy''

mba hihaino Azy

''mba hihaino Azy mampianatra''