plt_tn/luk/21/36.md

740 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Tapitra ny fampianaran'i Jesosy ireo mpianany.

mba mailo

''mivonona amin'ny fiaviako''

ampy hery handosirana ireo zavatra ireo

Ireo dika azo heverina: 1) ''ampy hery hiaretana ireo zavatra ireo'' na 2) ''afaka miala amin'ireo zavatra ireo''

ireo zavatra rehetra izay hiseho ireo

''ireo zavatra izay hitranga ireo.'' Jesosy vao avy niteny azy ireo ny momban'ireo zavatra mahatsiravina izay hitranga toy ny fanenjehana, ady, ary fahababoana.

hitsangana eo anoloan'ny Zanak'Olona

''hitsangana am-pitokiana eo anolona'ny Zanak'Olona.'' Ity dia mety maneho ny fotoana hitsaran'ny Zanak'Olona ny tsirairay. Ny olona izay tsy vonona dia hatahotra ny Zanak'Olona ary tsy hitsangana am-pitokiana.