plt_tn/luk/21/36.md

20 lines
740 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Tapitra ny fampianaran'i Jesosy ireo mpianany.
# mba mailo
''mivonona amin'ny fiaviako''
# ampy hery handosirana ireo zavatra ireo
Ireo dika azo heverina: 1) ''ampy hery hiaretana ireo zavatra ireo'' na 2) ''afaka miala amin'ireo zavatra ireo''
# ireo zavatra rehetra izay hiseho ireo
''ireo zavatra izay hitranga ireo.'' Jesosy vao avy niteny azy ireo ny momban'ireo zavatra mahatsiravina izay hitranga toy ny fanenjehana, ady, ary fahababoana.
# hitsangana eo anoloan'ny Zanak'Olona
''hitsangana am-pitokiana eo anolona'ny Zanak'Olona.'' Ity dia mety maneho ny fotoana hitsaran'ny Zanak'Olona ny tsirairay. Ny olona izay tsy vonona dia hatahotra ny Zanak'Olona ary tsy hitsangana am-pitokiana.