plt_tn/luk/21/32.md

824 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy manohy mampianatra ireo mpianany.

Lazaiko aminareo, marina tokoa

Ity fomba fiteny ity dia manamafy ny maha-zava-dehibe izay ho lazain'i Jesosy.

ity taranaka ity

Ireo dika azo heverina: 1) ny taranaka izay hahita ny voalohany amin'ireo famantarana izay noresahan'i Jesosy na 2) ny taranaka izay noresahan'i Jesosy.

tsy ho faty mandra-

DH: ''ho mbola velona rehefa''

Ny lanitra sy ny tany dia ho levona

''Ny lanitra sy ny tany dia hatsahatra tsy hisy intsony.'' Ny teny hoe ''lanitra'' eto dia maneho ny lanitra sy izao rehetra izao.

ireo teniko dia tsy ho levona mandrakizay

'''Ny teniko dia tsy hitsahatra tsy hisy mihintsy'' Jesosy mampiasa ''teny'' eto mba hanehoana ny zavatra rehetra izay lazainy.

tsy ho levona mandrakizay

DH: ''hitoetra mandrakizay''