plt_tn/luk/21/32.md

28 lines
824 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy manohy mampianatra ireo mpianany.
# Lazaiko aminareo, marina tokoa
Ity fomba fiteny ity dia manamafy ny maha-zava-dehibe izay ho lazain'i Jesosy.
# ity taranaka ity
Ireo dika azo heverina: 1) ny taranaka izay hahita ny voalohany amin'ireo famantarana izay noresahan'i Jesosy na 2) ny taranaka izay noresahan'i Jesosy.
# tsy ho faty mandra-
DH: ''ho mbola velona rehefa''
# Ny lanitra sy ny tany dia ho levona
''Ny lanitra sy ny tany dia hatsahatra tsy hisy intsony.'' Ny teny hoe ''lanitra'' eto dia maneho ny lanitra sy izao rehetra izao.
# ireo teniko dia tsy ho levona mandrakizay
'''Ny teniko dia tsy hitsahatra tsy hisy mihintsy'' Jesosy mampiasa ''teny'' eto mba hanehoana ny zavatra rehetra izay lazainy.
# tsy ho levona mandrakizay
DH: ''hitoetra mandrakizay''