plt_tn/luk/21/29.md

697 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Raha manohy mampianatra ireo mpianany Jesosy, dia milaza fanoharana azy ireo.

Rehefa manaroka ireo

'''Rehefa manomboka maniry ny ravin-kazo vaovao''

efa akaiky ny lohataona

'''efa hanomboka ny lohataona.'' DH: ''efa hanomboka ny fotoam-bokatra''

Toy izany koa, rehefa hitanareo mitranga ireo zavatra ireo

Ny fisehon'ireo famantarana izay vao nofaritan'i Jesosy dia mampahafantatra ny fiavian'ny fanjakan'Andriamanitra toy ny fisehon'ireo ravin'aviavy mampahafantatra ny fiavian'ny lohataona.

efa akaiky ny fanajkan'Andriamanitra

'''Tsy ho ela Andriamanitra dia hametraka ny fanjakany.'' DH: ''hanapaka tsy ho ela toy ny mpanjaka Andriamanitra''