plt_tn/luk/21/29.md

20 lines
697 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Raha manohy mampianatra ireo mpianany Jesosy, dia milaza fanoharana azy ireo.
# Rehefa manaroka ireo
'''Rehefa manomboka maniry ny ravin-kazo vaovao''
# efa akaiky ny lohataona
'''efa hanomboka ny lohataona.'' DH: ''efa hanomboka ny fotoam-bokatra''
# Toy izany koa, rehefa hitanareo mitranga ireo zavatra ireo
Ny fisehon'ireo famantarana izay vao nofaritan'i Jesosy dia mampahafantatra ny fiavian'ny fanjakan'Andriamanitra toy ny fisehon'ireo ravin'aviavy mampahafantatra ny fiavian'ny lohataona.
# efa akaiky ny fanajkan'Andriamanitra
'''Tsy ho ela Andriamanitra dia hametraka ny fanjakany.'' DH: ''hanapaka tsy ho ela toy ny mpanjaka Andriamanitra''