plt_tn/luk/21/20.md

691 B

voadidina miaramila Jerosalema

DH: ''miaramila manodidina an'i Jerosalema''

efa akaiky ny faharavany

''fa ho rava tsy ho ela izany'' na ''fa handrava izany tsy hoe ela izy ireo''

handositra

''hiala amin'ny loza''

any ambanivohitra

Ity dia maneho ny faritra ambanivohitra ivelan'i Jerosalema, fa tsy ny firenena. DH: ''ivelan'ny tanàna''

hiditra ao

''hiditra ao Jerosalema''

ireo no andron'ny valifaty

''ireo no andron'ny fanasaziana'' na ''izany no fotoana hanasazian'Andriamanitra ity tanàna ity''

ireo zavatra rehetra efa voasoratra

DH: ''ireo zavatra rehetra izay nosoratan'ny mpaminany tao amin'ny Soratra Masina efa ela.''

ho tanteraka

DH: ''hitranga''