plt_tn/luk/21/20.md

32 lines
691 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# voadidina miaramila Jerosalema
DH: ''miaramila manodidina an'i Jerosalema''
# efa akaiky ny faharavany
''fa ho rava tsy ho ela izany'' na ''fa handrava izany tsy hoe ela izy ireo''
# handositra
''hiala amin'ny loza''
# any ambanivohitra
Ity dia maneho ny faritra ambanivohitra ivelan'i Jerosalema, fa tsy ny firenena. DH: ''ivelan'ny tanàna''
# hiditra ao
''hiditra ao Jerosalema''
# ireo no andron'ny valifaty
''ireo no andron'ny fanasaziana'' na ''izany no fotoana hanasazian'Andriamanitra ity tanàna ity''
# ireo zavatra rehetra efa voasoratra
DH: ''ireo zavatra rehetra izay nosoratan'ny mpaminany tao amin'ny Soratra Masina efa ela.''
# ho tanteraka
DH: ''hitranga''