plt_tn/luk/20/39.md

12 lines
733 B
Markdown

# Ny sasany tamin'ireo mpanora-dalàna namaly hoe
''Ny sasany tamin'ireo mpanora-dalàna niteny tamin'i Jesosy.'' Nisy mpanora-dalàna nanatrika teo tamin'ireo Sadoseo nanontany an'i jesosy.
# Satria izy ireo
Tsy mazava raha maneho ireo mpanora-dalàna ity, na ireo Sadoseo, na izy roa. Tsara kokoa ny mitazona ny fanamabarana amin'ny ankapobeny.
# tsy sahy nametraka fanontaniana hafa taminy intsony izy ireo
''natahotra izy ireo hametraka fanontaniana hafa taminy.'' Azon'izy ireo fa tsy nahalala betsaka tahaka an'i Jesosy izy ireo, fa tsy te-hiteny izany. DH: ''tsy nametraka fanontaniana maro hafa taminy intsony izy ireo satria natahotra sao hampiseho azy ireo toy ny adala indray ny valim-panontaniany feno fahendrena.''