plt_tn/luk/20/39.md

733 B

Ny sasany tamin'ireo mpanora-dalàna namaly hoe

''Ny sasany tamin'ireo mpanora-dalàna niteny tamin'i Jesosy.'' Nisy mpanora-dalàna nanatrika teo tamin'ireo Sadoseo nanontany an'i jesosy.

Satria izy ireo

Tsy mazava raha maneho ireo mpanora-dalàna ity, na ireo Sadoseo, na izy roa. Tsara kokoa ny mitazona ny fanamabarana amin'ny ankapobeny.

tsy sahy nametraka fanontaniana hafa taminy intsony izy ireo

''natahotra izy ireo hametraka fanontaniana hafa taminy.'' Azon'izy ireo fa tsy nahalala betsaka tahaka an'i Jesosy izy ireo, fa tsy te-hiteny izany. DH: ''tsy nametraka fanontaniana maro hafa taminy intsony izy ireo satria natahotra sao hampiseho azy ireo toy ny adala indray ny valim-panontaniany feno fahendrena.''