plt_tn/luk/20/34.md

32 lines
1.1 KiB
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy manomboka mamaly an'ireo Sadoseo.
# Zanak'izao tontolo izao
''olona amin'izao fotoana izao.'' Ity dia mifanohitra amin'ireo izay any an-danitra na ny olona izay miaina aorian'ny fitsanganana amin'ny maty.
# mampaka-bady sy ampakarina
Amin'izany kolontsaina izany dia miresaka ny lehilahy mampakatra vehivavy izy ireo sy ny vehivavy ampakarin'ny vadiny. DH: ''manambady''
# Fa ireo izay hita amin'izao andro izao fa mendrika
DH: ''ny olona amin'izany andro izany izay ho raisin'Andriamanitra mendrika''
# handray ny fitsanganana amin'ny maty
''ho hatsangana amin'ny maty'' na ''hitsangana amin'ny maty''
# tsy hampaka-bady na hampakarina
Amin'izany kolontsaina izany dia miresaka ny lehilahy mampakatra vehivavy izy ireo sy ny vehivavy hampakarin'ny vadiny.DH: ''tsy hanambady'' na ''tsy hivady.'' Ity dia aorian'ny fitsanganana amin'ny maty.
# tsy ho faty intsony izy ireo
Ity dia aorian'ny fitsanganana amin'ny maty. DH: ''Tsy afaka ny ho faty intsony izy ireo''
# ireo zanak'Andriamanitra, izay zanaky ny fitsanganana amin'ny maty
''dia zanak'Andriamanitra satria natsangany tamin'ny maty izy ireo''