plt_tn/luk/20/15.md

692 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Tapitra ny filazan'i Jesosy ny fanoharany tamin'ny vahoaka.

Noroahin'izy ireo niala ny tanim-boaloboka izy

''noteren'ireo mpamboly hivoaka ny tanim-boaloboka ilay zanaka lahy''

Inona ary no ho ataon'ny tompon'ilay tanim-boaloboka amin'izy ireo?

Jesosy nampiasa fanontaniana mba hisarihana ireo mpihaino hifantoka amin'izay mety ho ataon'ilay tompon'ny tanim-boaloboka. DH: ''Ary izao, henoy izay ho ataon'ny tompon'ny tanim-boaloboka amin'izy ireo''

sanatria amin'Andriamanitra!

''Andriamanitra anie hanakana izany tsy hitranga!'' na ''enga anie mba tsy hitranga mihintsy izany!'' Naneho mafy ny fanirian'izy ireo tsy hitrangan'izany izy ireo.