# Fampifandraisana ny foto-kevitra Tapitra ny filazan'i Jesosy ny fanoharany tamin'ny vahoaka. # Noroahin'izy ireo niala ny tanim-boaloboka izy ''noteren'ireo mpamboly hivoaka ny tanim-boaloboka ilay zanaka lahy'' # Inona ary no ho ataon'ny tompon'ilay tanim-boaloboka amin'izy ireo? Jesosy nampiasa fanontaniana mba hisarihana ireo mpihaino hifantoka amin'izay mety ho ataon'ilay tompon'ny tanim-boaloboka. DH: ''Ary izao, henoy izay ho ataon'ny tompon'ny tanim-boaloboka amin'izy ireo'' # sanatria amin'Andriamanitra! ''Andriamanitra anie hanakana izany tsy hitranga!'' na ''enga anie mba tsy hitranga mihintsy izany!'' Naneho mafy ny fanirian'izy ireo tsy hitrangan'izany izy ireo.