plt_tn/luk/20/13.md

12 lines
352 B
Markdown

# Inona no ho ataoko?
Ity fanontaniana ity dia manamafy ny fanapahan-kevitr'ilay tompon'ny tanim-boaloboka. DH: ''Izao no ndeha ho ataoko''
# rehefa tazan'ireo mpamboly voaloboka izy
''rehefa tazan'ireo mpamboly ny zanaka lahin'ilay tompon-tany''
# ndeha ho vonointsika izy
Niteny ity izy ireo mba hamporisihana ny tsirairay hamono ilay mpandova.