plt_tn/luk/20/13.md

352 B

Inona no ho ataoko?

Ity fanontaniana ity dia manamafy ny fanapahan-kevitr'ilay tompon'ny tanim-boaloboka. DH: ''Izao no ndeha ho ataoko''

rehefa tazan'ireo mpamboly voaloboka izy

''rehefa tazan'ireo mpamboly ny zanaka lahin'ilay tompon-tany''

ndeha ho vonointsika izy

Niteny ity izy ireo mba hamporisihana ny tsirairay hamono ilay mpandova.