plt_tn/luk/19/47.md

337 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ity no faran'ity fizaran'ny tantara ity. Ireto andininy ireto dia milaza momban'ny hetsika mandeha izay mitohy aorian'ny faran'ny fizarana lehiben'ny tantara.

tao an-tempoly

''tao an-kianjan'ny tempoly'' na ''tao an-tempoly''

nihaino tsara Avy

''nifantoka tsara tamin'izay nolazain'i Jesosy''