# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ity no faran'ity fizaran'ny tantara ity. Ireto andininy ireto dia milaza momban'ny hetsika mandeha izay mitohy aorian'ny faran'ny fizarana lehiben'ny tantara. # tao an-tempoly ''tao an-kianjan'ny tempoly'' na ''tao an-tempoly'' # nihaino tsara Avy ''nifantoka tsara tamin'izay nolazain'i Jesosy''