plt_tn/luk/19/39.md

549 B

teo amin'ny vahoaka

''teo amin'ireo vahoaka maro be''

teneno mafy ireo mpianatrao

''teneno ireo mpianatrao mba hanajanona ny fanaovana ireo zavatra ireo''

Lazaiko aminareo

Jesosy niteny ity mba hanamafisana izay ho lazainy manaraka.

fa raha mangina ireo, dia hikiakiaka ny vato

Ny mpandika teny sasany dia mety mila manazava tsara izay tian'i Jesosy hambara tamin'Izy niteny izao hoe: ''tsia, tsy hiteny mafy azy ireo Aho, satria raha mangina ireo, dia hikiakiaka ny vato''

dia hikiakiaka ny vato

''dia hiantso fiderana ny vato''