plt_tn/luk/19/39.md

20 lines
549 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# teo amin'ny vahoaka
''teo amin'ireo vahoaka maro be''
# teneno mafy ireo mpianatrao
''teneno ireo mpianatrao mba hanajanona ny fanaovana ireo zavatra ireo''
# Lazaiko aminareo
Jesosy niteny ity mba hanamafisana izay ho lazainy manaraka.
# fa raha mangina ireo, dia hikiakiaka ny vato
Ny mpandika teny sasany dia mety mila manazava tsara izay tian'i Jesosy hambara tamin'Izy niteny izao hoe: ''tsia, tsy hiteny mafy azy ireo Aho, satria raha mangina ireo, dia hikiakiaka ny vato''
# dia hikiakiaka ny vato
''dia hiantso fiderana ny vato''