plt_tn/luk/19/32.md

24 lines
665 B
Markdown

# Ireo izay nirahina
DH: ''Ireo mpianatra roa nirahin'i Jesosy''
# ireo tompony
''ireo tompon'ny zana-boriky''
# Nahoana no vahanareo ... Misy ilàn'ny Tompo azy
Ity dia fanontaniana sy valin-teny izay voalaza mialoha tao amin'ny 19:29 ary tokony adika mitovy.
# napetrak'izy ireo teo ambonin'ny zana-boriky ny lambany
''nametraka ny akanjon'izy ireo teo amin'ilay zana-boriky''
# nametraka an'i Jesosy teo ambonin'izany
''nanampy an'i Jesosy hitsangana teo sy hitaingina ilay zana-boriky''
# novelarin'izy ireo teo amin'ny lalana ny lamban'izy ireo
''novelarin'ny olona ny lamban'izy ireo.'' Ity dia famantarana ny fanomezam-boninahitra ho an'ny olona.