# Ireo izay nirahina DH: ''Ireo mpianatra roa nirahin'i Jesosy'' # ireo tompony ''ireo tompon'ny zana-boriky'' # Nahoana no vahanareo ... Misy ilàn'ny Tompo azy Ity dia fanontaniana sy valin-teny izay voalaza mialoha tao amin'ny 19:29 ary tokony adika mitovy. # napetrak'izy ireo teo ambonin'ny zana-boriky ny lambany ''nametraka ny akanjon'izy ireo teo amin'ilay zana-boriky'' # nametraka an'i Jesosy teo ambonin'izany ''nanampy an'i Jesosy hitsangana teo sy hitaingina ilay zana-boriky'' # novelarin'izy ireo teo amin'ny lalana ny lamban'izy ireo ''novelarin'ny olona ny lamban'izy ireo.'' Ity dia famantarana ny fanomezam-boninahitra ho an'ny olona.