plt_tn/luk/19/28.md

447 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ity no faran'ny fizarana ao amin'ny tantara momban'i Zakaiosy. Ity andininy ity dia milaza amintsika izay nataon'i Jesosy taorian'ity fizaran'ny tantara ity.

Rehefa avy nilaza an'ireo zavatra ireo izy

''rehefa avy nilaza an'ireo zavatra ireo Jesosy''

niakatra ho any Jerosalema

Jerosalema dia avy kokoa noho Jeriko, noho izany dia tsy mahagaga ho an'Isiraelita ny miteny hoe hiakatra ho any Jerosalema.