plt_tn/luk/19/28.md

12 lines
447 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ity no faran'ny fizarana ao amin'ny tantara momban'i Zakaiosy. Ity andininy ity dia milaza amintsika izay nataon'i Jesosy taorian'ity fizaran'ny tantara ity.
# Rehefa avy nilaza an'ireo zavatra ireo izy
''rehefa avy nilaza an'ireo zavatra ireo Jesosy''
# niakatra ho any Jerosalema
Jerosalema dia avy kokoa noho Jeriko, noho izany dia tsy mahagaga ho an'Isiraelita ny miteny hoe hiakatra ho any Jerosalema.