plt_tn/luk/19/13.md

1.0 KiB

Niantso izy

''Niantso ilay tandapa.'' Mety hanampy ny filazana fa ilay lehilahy dia nanao ity mialohan'ny nandehanany handray ny fanjakany. DH: ''Mialohan'ny nandehanany, dia niantso izy''

nanome farantsa folo azy ireo

''nanome farantsa folo ho an'ny tsirairay tamin'izy ireo''

farantsa folo

Ny farantsa iray dia 600 grama. Ny farantsa tsirairay dia mendrika izay mety ho karaman'ny olona iray ao anatin'ny efa-bolana. DH: ''farantsa sarobidy folo'' na ''vola maromaro''

Manaova raharaham-barotra

''Hampiasao ity vola ity mba hahazoana vola betsaka kokoa''

ireo vahoakany

''ny olona ao amin'ny tanànany''

solontena

''vondron'olona mba hisolo-tena azy ireo'' na ''mpitondra hafatra maro''

Ary

Ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana hetsika manan-danja ao amin'ny tantara. Raha manana fomba hilazana izany ny fiteninao, dia eto ampiasaina.

avy nandray ny fanjakana

''rehefa tonga mpanjaka izy''

mba ho eo aminy

DH: ''mba hanatona azy''

izay tombony azon'izy ireo

''hoatrinona ny vola azon'izy ireo''