# Niantso izy ''Niantso ilay tandapa.'' Mety hanampy ny filazana fa ilay lehilahy dia nanao ity mialohan'ny nandehanany handray ny fanjakany. DH: ''Mialohan'ny nandehanany, dia niantso izy'' # nanome farantsa folo azy ireo ''nanome farantsa folo ho an'ny tsirairay tamin'izy ireo'' # farantsa folo Ny farantsa iray dia 600 grama. Ny farantsa tsirairay dia mendrika izay mety ho karaman'ny olona iray ao anatin'ny efa-bolana. DH: ''farantsa sarobidy folo'' na ''vola maromaro'' # Manaova raharaham-barotra ''Hampiasao ity vola ity mba hahazoana vola betsaka kokoa'' # ireo vahoakany ''ny olona ao amin'ny tanànany'' # solontena ''vondron'olona mba hisolo-tena azy ireo'' na ''mpitondra hafatra maro'' # Ary Ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana hetsika manan-danja ao amin'ny tantara. Raha manana fomba hilazana izany ny fiteninao, dia eto ampiasaina. # avy nandray ny fanjakana ''rehefa tonga mpanjaka izy'' # mba ho eo aminy DH: ''mba hanatona azy'' # izay tombony azon'izy ireo ''hoatrinona ny vola azon'izy ireo''