plt_tn/luk/19/05.md

401 B

ilay toerana

''ilay hazo'' na ''izay nisy an'i Zakaiosy''

nidina faingana izy

''nidina faingana Zakaiosy''

nitaraina avokoa ny rehetra

Ireo Jiosy dia nankahala ny mpamory hetra ary tsy nieritreritra hoe ny olona tsara dia tokony hifandray amin'izy ireny.

Niditra hamangy lehilahy izay mpanota Izy

'''Niditra ao an-tranon'ny mpanota Jesosy mba hamangy azy''

mpanota

''tena mpanota''