# ilay toerana ''ilay hazo'' na ''izay nisy an'i Zakaiosy'' # nidina faingana izy ''nidina faingana Zakaiosy'' # nitaraina avokoa ny rehetra Ireo Jiosy dia nankahala ny mpamory hetra ary tsy nieritreritra hoe ny olona tsara dia tokony hifandray amin'izy ireny. # Niditra hamangy lehilahy izay mpanota Izy '''Niditra ao an-tranon'ny mpanota Jesosy mba hamangy azy'' # mpanota ''tena mpanota''