plt_tn/luk/19/01.md

532 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity no fizarana manaraka ao amin'ny tantara, Zakaiosy dia nampidirina ao amin'ny tantara. Ny andininy 1 dia manome fampahafantarana fototra momban'ny dian'i Jesosy.

Indro, nisy lehilahy nantsoina hoe Zakaiosy teo

Ny teny hoe ''indro'' dia manaitra antsika amin'ny olona vaovao ao amin'ny tantara. Ny fiteninao dia mety manana fomba hanaovana izany. DH: ''Nisy lehilahy iray izay''

Izy dia lehiben'ny mpamory hetra sady nanan-karena

ity dia fampahafantarana fohifohy momban'i Zakaiosy.