# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity no fizarana manaraka ao amin'ny tantara, Zakaiosy dia nampidirina ao amin'ny tantara. Ny andininy 1 dia manome fampahafantarana fototra momban'ny dian'i Jesosy. # Indro, nisy lehilahy nantsoina hoe Zakaiosy teo Ny teny hoe ''indro'' dia manaitra antsika amin'ny olona vaovao ao amin'ny tantara. Ny fiteninao dia mety manana fomba hanaovana izany. DH: ''Nisy lehilahy iray izay'' # Izy dia lehiben'ny mpamory hetra sady nanan-karena ity dia fampahafantarana fohifohy momban'i Zakaiosy.