plt_tn/luk/18/26.md

528 B

Ireo izay naheno izany dia niteny hoe

''Ny olona izay nihaino an'i Jesosy dia niteny hoe''

Iza ary no afaka ho vonjena?

Azo eritreretina fa nangataka valin-teny izy ireo. Fa nampiasa ilay fanontaniana kokoa izy ireo mba hanamafisana ny fahatairan'izy ireo tamin'izay volazan'i Jesosy. DH: ''Tsy hisy afaka ho vonjena amin'ny fahotana!'' na ''Tsy hamonjy na iza na iza Andriamanitra!''

tsy hain'olombelona

''tsy hain'ny olona atao''

hain'Andriamanitra

''hain'Andriamanitra atao'' na ''afaka ataon' Andriamanitra''