plt_tn/luk/18/26.md

16 lines
528 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ireo izay naheno izany dia niteny hoe
''Ny olona izay nihaino an'i Jesosy dia niteny hoe''
# Iza ary no afaka ho vonjena?
Azo eritreretina fa nangataka valin-teny izy ireo. Fa nampiasa ilay fanontaniana kokoa izy ireo mba hanamafisana ny fahatairan'izy ireo tamin'izay volazan'i Jesosy. DH: ''Tsy hisy afaka ho vonjena amin'ny fahotana!'' na ''Tsy hamonjy na iza na iza Andriamanitra!''
# tsy hain'olombelona
''tsy hain'ny olona atao''
# hain'Andriamanitra
''hain'Andriamanitra atao'' na ''afaka ataon' Andriamanitra''