plt_tn/luk/18/11.md

626 B

Ilay Fariseo nitsangana ary nivavaka ireto zavatra momban'ny tenany ireto hoe

Dika azo heverina: ''Ilay Fariseo nitsangana ary nivavaka momban'ny tenany tamin'izao fomba izao''

mpangalatra

Ny mpangalatra dia olona mangalatra zavatra amin'ny fanerena olona hanome izany azy, na amin'ny fampitahorana hanerena azy ireo.

na tahaka ity mpamory hetra ity aza

Ireo Fariseo dia nino fa ireo mpamory hetra dia mpanota toy ny mpangalatra, olona tsy marina, ary mpijangajanga. DH: ''ary izaho dia mino fa tsy tahaka ity mpamory hetra mpanota izay mamitak'olona ity!''

izay rehetra azoko

''ny zavatra rehetra izay azoko''