# Ilay Fariseo nitsangana ary nivavaka ireto zavatra momban'ny tenany ireto hoe Dika azo heverina: ''Ilay Fariseo nitsangana ary nivavaka momban'ny tenany tamin'izao fomba izao'' # mpangalatra Ny mpangalatra dia olona mangalatra zavatra amin'ny fanerena olona hanome izany azy, na amin'ny fampitahorana hanerena azy ireo. # na tahaka ity mpamory hetra ity aza Ireo Fariseo dia nino fa ireo mpamory hetra dia mpanota toy ny mpangalatra, olona tsy marina, ary mpijangajanga. DH: ''ary izaho dia mino fa tsy tahaka ity mpamory hetra mpanota izay mamitak'olona ity!'' # izay rehetra azoko ''ny zavatra rehetra izay azoko''