plt_tn/luk/18/06.md

1.2 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Tapitra ny filazan'i Jesosy ny fanoharany ary manome hevitra momban'izany amin'ireo mpianany Izy izao.

Henoy izay ambaran'ilay mpitsara tsy marina

''Eritrereto ny momba izay nolazain'ilay mpitsara tsy marina.'' Adikao amin'ny fomba hahazoan'ny olona ity hoe efa nolazain'i Jesosy izay nambaran'ilay mpitsara.

Ary

Ity teny ity dia manondro fa Jesosy dia namarana ny fanoharany ary nanomboka nanazava ny dikan'izany.

Moa tsy hitondra ... ve Andriamanitra?

Jesosy mampiasa fanontaniana mba hampianarana ireo mpianatra. DH: ''Andriamanitra ihany koa dia azo antoka fa ... andro aman'alina!''

izay voafidiny

''ny olona izay nofidiany''

Hangatak'andro lava amin'izy ireo ve izy?

Jesosy mampiasa fanontaniana mba hampianarana ireo mpianany. DH: "Azo antoka fa tsy hangatak'andro amin'izy ireo izy!''

tonga ny Zanak'Olona

Ny tenany ihany no ambaran'i Jesosy. DH: ''Izaho, Zanak'Olona''

hahita finoana ety an-tany tokoa ve Izy?

Ny tanjon'ilay fanoharana dia ny hampaherezana ireo mpianatra mba hino sy hivavaka hatrany. Na izany aza, ny endrik'ilay fanontaniana dia manondro fa ny valin-teny andrasana dia valin-teny mandà. DH: ''olona maro tsy mino no ho itany ety an-tany''