# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Tapitra ny filazan'i Jesosy ny fanoharany ary manome hevitra momban'izany amin'ireo mpianany Izy izao. # Henoy izay ambaran'ilay mpitsara tsy marina ''Eritrereto ny momba izay nolazain'ilay mpitsara tsy marina.'' Adikao amin'ny fomba hahazoan'ny olona ity hoe efa nolazain'i Jesosy izay nambaran'ilay mpitsara. # Ary Ity teny ity dia manondro fa Jesosy dia namarana ny fanoharany ary nanomboka nanazava ny dikan'izany. # Moa tsy hitondra ... ve Andriamanitra? Jesosy mampiasa fanontaniana mba hampianarana ireo mpianatra. DH: ''Andriamanitra ihany koa dia azo antoka fa ... andro aman'alina!'' # izay voafidiny ''ny olona izay nofidiany'' # Hangatak'andro lava amin'izy ireo ve izy? Jesosy mampiasa fanontaniana mba hampianarana ireo mpianany. DH: "Azo antoka fa tsy hangatak'andro amin'izy ireo izy!'' # tonga ny Zanak'Olona Ny tenany ihany no ambaran'i Jesosy. DH: ''Izaho, Zanak'Olona'' # hahita finoana ety an-tany tokoa ve Izy? Ny tanjon'ilay fanoharana dia ny hampaherezana ireo mpianatra mba hino sy hivavaka hatrany. Na izany aza, ny endrik'ilay fanontaniana dia manondro fa ny valin-teny andrasana dia valin-teny mandà. DH: ''olona maro tsy mino no ho itany ety an-tany''