plt_tn/luk/17/34.md

882 B

Milaza aminareo aho

Raha manohy miresaka amin'ireo mpianany Jesosy, dia manamafy ny maha-zava-dehibe izay lazainy azy ireo Izy.

amin'izany alina izany

Ity dia maneho izay hitranga raha Izy, Zanak'Olona, no avy amin'ny alina.

hisy olona roa eo ambonin'ny fandriana iray

Ny fanamafisana dia tsy eo amin'ireo olona roa ireo, fa amin'ny zava-misy hoe hisy olona sasany ho alaina ary ireo hafa ho avela.

ny anankiray ho raisina, ary ny anankiray ho avela

''Olona iray no ho alaina ary ilay olona iray ho avela eo.'' DH: ''Andriamanitra dia haka olona iray ary hamela ny iray hafa'' na ''Ireo anjely dia haka iray ary hamela ny iray hafa''

Hisy roa vavy miara-mitoto vary

Ny fanamafisana dia tsy any amin'ireo roa vavy na ny ataon'izy ireo, fa amin'ny zava-misy hoe ny olona sasany dia ho alaina ary ireo hafa ho avela.

miara-mitoto vary

''miara-mitoto voam-bary''