# Milaza aminareo aho Raha manohy miresaka amin'ireo mpianany Jesosy, dia manamafy ny maha-zava-dehibe izay lazainy azy ireo Izy. # amin'izany alina izany Ity dia maneho izay hitranga raha Izy, Zanak'Olona, no avy amin'ny alina. # hisy olona roa eo ambonin'ny fandriana iray Ny fanamafisana dia tsy eo amin'ireo olona roa ireo, fa amin'ny zava-misy hoe hisy olona sasany ho alaina ary ireo hafa ho avela. # ny anankiray ho raisina, ary ny anankiray ho avela ''Olona iray no ho alaina ary ilay olona iray ho avela eo.'' DH: ''Andriamanitra dia haka olona iray ary hamela ny iray hafa'' na ''Ireo anjely dia haka iray ary hamela ny iray hafa'' # Hisy roa vavy miara-mitoto vary Ny fanamafisana dia tsy any amin'ireo roa vavy na ny ataon'izy ireo, fa amin'ny zava-misy hoe ny olona sasany dia ho alaina ary ireo hafa ho avela. # miara-mitoto vary ''miara-mitoto voam-bary''