plt_tn/luk/17/03.md

614 B

Raha manota ny rahalahinareo

Ity dia fanambarana izay miresaka momban'ny hetsika izay mety hitranga amin'ny ho avy.

ny rahalahinareo

Ny ''rahalahy'' eto dia nampiasaina amin'ny hevitra hoe olona mitovy finoana. DH: ''namana mpino''

teneno mafy izy

"teneno mafy izy fa diso ny nataony'' na ''ahitsio izy''

raha manota aminao impito izy

Ity dia zavatra ho avy. Mety tsy hitranga mihintsy izany, fa na dia mitranga aza, dia Jesosy milaza amin'ny olona mba hamela.

impito ao anatin'ny andro

Ny isa 7 ao amin'ny Baiboly dia famantarana ho an'ny fahafenoana. DH: ''imbetsaka ao anatin'ny andro iray''