# Raha manota ny rahalahinareo Ity dia fanambarana izay miresaka momban'ny hetsika izay mety hitranga amin'ny ho avy. # ny rahalahinareo Ny ''rahalahy'' eto dia nampiasaina amin'ny hevitra hoe olona mitovy finoana. DH: ''namana mpino'' # teneno mafy izy "teneno mafy izy fa diso ny nataony'' na ''ahitsio izy'' # raha manota aminao impito izy Ity dia zavatra ho avy. Mety tsy hitranga mihintsy izany, fa na dia mitranga aza, dia Jesosy milaza amin'ny olona mba hamela. # impito ao anatin'ny andro Ny isa 7 ao amin'ny Baiboly dia famantarana ho an'ny fahafenoana. DH: ''imbetsaka ao anatin'ny andro iray''