plt_tn/luk/16/24.md

639 B

nihikiaka mafy izy ary niteny hoe

"niantso mafy ilay lehilahy mpanan-karena hiteny hoe" na "niteny mafy tamin'i Abrahama izy"

Abrahama Ray

Abrahama no razamben'ireo Jiosy rehetra, ao anatiny ilay lehilahy manan-karena"

mamindrà fo amiko

"mamindrà fo amiko ra sitrakao"

alefaso Lazarosy

"amin'ny fanirahana an'i Lazarosy" na "ary asaivo manatona ahy Lazarosy"

handrombohany ny tendron'ny rantsan-tanany

DH: "mba handena ny tendron'ny rantsan-tanany"

fa ato anatin'ny fangirifiriana mafy anatin'ity afo ity aho

"ao anatin'ny fanaintainana mafy ato anatin'ity afo ity aho" na "mijaly mafy aho ato anatin'ity afo ity"