# nihikiaka mafy izy ary niteny hoe "niantso mafy ilay lehilahy mpanan-karena hiteny hoe" na "niteny mafy tamin'i Abrahama izy" # Abrahama Ray Abrahama no razamben'ireo Jiosy rehetra, ao anatiny ilay lehilahy manan-karena" # mamindrĂ  fo amiko "mamindrĂ  fo amiko ra sitrakao" # alefaso Lazarosy "amin'ny fanirahana an'i Lazarosy" na "ary asaivo manatona ahy Lazarosy" # handrombohany ny tendron'ny rantsan-tanany DH: "mba handena ny tendron'ny rantsan-tanany" # fa ato anatin'ny fangirifiriana mafy anatin'ity afo ity aho "ao anatin'ny fanaintainana mafy ato anatin'ity afo ity aho" na "mijaly mafy aho ato anatin'ity afo ity"