plt_tn/luk/16/13.md

511 B

Tsy misy mpanompo afaka

"Ny mpanompo dia tsy afaka"

manompo tompo roa

Ity dia milaza fa izy dia tsy afaka "hanompo tompo roa samihafa amin'ny fotoana mitovy."

na izy hankahala

'"na ilay mpanompo hankahala"

hanolo-tena

Ity dia mitovy toy ny "mitia" ao amin'ilay voalohany ihany.

hanao tsinontsinona ilay hafa

"hankahala ilay hafa"

hanao tsinontsinona

Ity dia mitovy toy ny "mankahala" ao amin'ilay voalohany ihany.

Tsy afaka manompo ... ianareo

Jesosy niresaka tamin'ny vondron'olona.